|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mody mandry |
| Singan-teny | 2mody, 3mandry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before.
[1.2#454] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7coucher une nuit en voyage.
[1.3#456] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mody mandry |
| Singan-teny | 12mody, 13mandry |
| Sokajin-teny | 14 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
15enti-milaza ny olona maty.
[1.1#750] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16to die.
[1.2#454, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17mourir.
[1.3#456, 1.8, 1.5#217] |
| Ohatra |
18 Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa
[2.558]
19 Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587] 20 Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 24modimandry |
| Fivaditsoratra | 25 modimandry, 26 mody mandry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|