|
|
|
|

Teny iditra1 mizaha tavan' olona
Singan-teny  2mizaha, 3tava, 4olona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Partial, qui fait acception de personnes. [1.3]
Tovy hevitra  8mijery tavan' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12