|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mizaha fandrin' omby |
| Singan-teny | 2mizaha, 3fandry, 4omby |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|