|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mivovò |
| Fototeny | 2vovo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to bark.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6aboyer.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347#72]
8 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#] 9 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Feo 14 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/3) | 15 mivovo |
| Fototeny | 16vovo |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mivovo |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24mitsikilo, mitily.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 25 mivovò, mivovo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|