Teny iditra | mivonkin-kozatra | |
Singan-teny | mivonkina ; hozatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1] | |
Fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |