|
|
|
|

Teny iditra1 mivonkin-kozatra
Singan-teny  2mivonkina, 3hozatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo. [1.1#446]
6fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany. [1.1#748]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12