|
|
|
|

Teny iditra1 mivoivoy
Fototeny  2voivoy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha atsý sy arý, mivezivezy: Nivoivoy eran' ny tanàna izy omaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to go to and fro. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire le va et vient. [1.8]
Ohatra  7 nivoivoy teny anelanelan'ny zava-manan'aina ny afo [2.996]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02