Teny iditra | mivoa-pano | |
Singan-teny | mivoaka ; fano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mivoaka votrovotro madinika io ny tena (fiteny indrindra amin' ny zazakely) [1.1] | |
Fivaditsoratra | ampovoany, mivoa-pano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |