|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miverin-tsaina |
| Singan-teny | 2miverina, 3saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona be taona tsy mahafantatra izay tokony hatao intsony fa efa sahala amin' ny zazakely indray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Tomber dans l' enfance : l' intelligence retourne à son premier état.
[2.415#1840] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|