Teny iditra | mively ba | |
Singan-teny | mively ; ba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manamarika ny ban-kira amin' ny tehina kely izay entina hanoritana tsipika roa na telo na efatra [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |