Teny iditra | mivarilena | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tetika ~ tiafatratra | |
Ohatra | ny mivarilena amin'ny ankizivavinao, ka aza mijanona eo akaikin'ny fandriany;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |