|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivarilavo |
| Fototeny | 2varilavo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to fall down in dejection and sorrow; literally: rice falling down.
[1.2] |
| Ohatra |
5 Aza mandoto ny zanakavavinao amin'ny fampijangajanganana azy, fandrao mivarilavo amin'ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka.
[2.996]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|