|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivanàka
Fototeny  2vanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana.
5Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana fotsiny ny vava. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mivanakà
Fototeny  11vanàka
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanàka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manavika, 14 manivaka, 15 mivakana, mivakàna, 16 mivanàka, mivanakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02