|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivalan-drano
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3manaraka ny moron-drano avy any an-dohasaha. [Sihanaka] [1.78]
Ohabolana  4 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)5 mivalan-drano
Singan-teny  6mivalana, 7rano
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9manaraka ny moron-drano avy any an-dohasaha. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  10uriner. [1.3#805]
Voambolana  11 Fahasalamana 12 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02