|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mivaha
Fototeny  2vaha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao.
5Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby.
6Tapaka: Nivaha ny fanekenay.
7enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu. [1.3]
Ohatra  9 Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. [2.4]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)15 mivaha
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17mivaky, mamaky. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)18 mivahà
Fototeny  19vaha
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivaha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mahavy, 22 mahiva, 23 mivaha, mivahà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02