|
|
|
|

Teny iditra1 mitsorika
Fototeny  2tsorika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano.
5Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manorika

Fivaditsoratra  10 miritsoka, 11 misokatry, 12 misokitra, 13 mitsorika, 14 tsimorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12