|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manorika
Fototeny  2tsorika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano. [1.1]
Ohatra  5 Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [2.471]
6 Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [2.583]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10mitsorika

Teny iditra (2/2)11 mañorika
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13mitsininika. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 manakory, 15 manikora, 16 maniroka, 17 manorika, mañorika, 18 mikaroña, 19 mikorana, mikoràna, 20 miranoka, 21 mironaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03