|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsontsona
Fototeny  2tsontsona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon' ny safosafo, fanao amin' ny biby. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mitsontsòna
Fototeny  10tsontsona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsontsona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mitsontsona, mitsontsòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05