|
|
|
|

Teny iditra1 mitsongo dia
Singan-teny  2mitsongo, 3dia
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12