|
|
|
|

Teny iditra1 mitsiratsiraka
Fototeny  2tsiratsiraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto.
5Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena.
6Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille). [1.196]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11mitsiraka
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02