|
|
|
|

Teny iditra1 mitsiraka
Fototeny  2tsiraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto.
5Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena.
6Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10mitsiratsiraka

Fivaditsoratra  11 maritsika, 12 misitraka, 13 mitsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12