|
|
|
|

Teny iditra1 mitsirakorako
Fototeny  2tsirakorako
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakorako ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8mitsirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12