|
|
|
|

Teny iditra1 mitsirakaraka
Fototeny  2tsirakaraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8mitsirakorako

Fivaditsoratra  9 mitsikarakara, 10 mitsirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12