|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsinjara
Fototeny  2tsinjara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mizarazara ho tokony maromaro: Mitsinjara folo ity lahatsoratra ity. [1.1]
5manasaratsaraka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6décomposer. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 mitsinjarà
Fototeny  12tsinjara
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsinjara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mitsinjara, mitsinjarà, 15 tsimiranja, 16 tsy manjary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02