|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsingina
Fototeny  2tsingina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono.
5Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity.
6Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 mitsingìna
Fototeny  12tsingina
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  14 mitsingìna, mitsingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02