|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsingedana |
| Fototeny | 2tsingedana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mitsingedàna |
| Fototeny | 10tsingedana |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingedana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 mitsingedàna, mitsingedana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|