|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsindrona |
| Fototeny | 2tsindrona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsindronina; mitsabo tena amin' ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny hateloana ity marary ity.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mitsindròna |
| Fototeny | 10tsindrona |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsindrona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 12 mitsindròna, mitsindrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|