|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsimpona
Fototeny  2tsimpona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala.
5Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10mitsimpona atatra

Teny iditra (2/2)11 mitsimpòna
Fototeny  12tsimpona
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimpona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mitsimpòna, mitsimpona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02