|
|
|
|

Teny iditra1 mitsimpohafoha
Fototeny  2tsimpohafoha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsangantsangana (volo): Marary ny sakanay ka mitsimpohafoha ny volony.
5Miseho na mifoha indray: Mitsimpohafoha indray ny fofoka amin' izao fotoana izao. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12