|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsimintsimina |
| Fototeny | 2tsimintsimina |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifalifaly, miravoravo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5se réjouir, être content.
6riant. [1.3#772] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11mitsimontsimona |
| Teny iditra (2/2) | 12 mitsimintsimìna |
| Fototeny | 13tsimintsimina |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimintsimina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#772] |
| Tsipelina hafa | 15mitsimontsimòna |
| Fivaditsoratra | 16 mimintsimintsia, 17 mitsimintsimìna, mitsimintsimina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|