|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsidradraka |
| Fototeny | 2tsidradraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradraka ohatra ny inona ny volon' ny tovolahy ankehitriny.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8mitsidradra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|