|
|
|
|

Teny iditra1 mitsidradra
Fototeny  2tsidradra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradra ohatra ny inona ny volon' ny tovolahy ankehitriny. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8mitsidradraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12