|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsiditsidika |
| Fototeny | 2tsiditsidika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fitokoavana |
4 |
| Ohatra |
5 Nahoana, hoy aho, no dia tsy mba mitsiditsidika?
[2.69#]
6 Izahay, aty Ambositra aza, dia tsy mahita azy matetika, fa mitsiditsidika faritany izy. [2.270#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|