|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsatsaingona
Fototeny  2tsatsaingona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny.
5misalovana ny raharahan' ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6couper la parole à quelqu'un, l’interrompre.
7s’occuper des affaires d'autrui. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12mitsatsaingoka

Teny iditra (2/2)13 mitsatsaingòna
Fototeny  14tsatsaingona
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsatsaingona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  16mitsatsaingòka, mitsatsaingoka

Fivaditsoratra  17 mitsatsaingona, mitsatsaingòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05