|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsatotsatoka |
| Fototeny | 2tsatotsatoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fitokoavana |
4 5 |
| Ohatra |
6 Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio.
[2.472#]
7 Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena. [2.499#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|