|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsaraingona |
| Fototeny | 2tsaraingona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io.
5Mitsabaka amin' ny raharahan' olona. 6Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|