|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsaontsaona
Fototeny  2tsaontsaona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteniteny teny tsy voahevitra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9mitsaontsaom-bava

Teny iditra (2/2)10 mitsaontsaòna
Fototeny  11tsaontsaona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaontsaona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mitsaontsaòna, mitsaontsaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05