|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsambikina |
| Fototeny | 2tsambikina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miezaka mandingana mafy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to jump, to leap.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6sautiller, bondir.
[1.8] |
| Ohatra |
7 nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12mitsambiki-mikimpy |
| Teny iditra (2/2) | 13 mitsambikìna |
| Fototeny | 14tsambikina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsambikina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 mitsambikìna, mitsambikina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|