|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitrona
Fototeny  2trona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mamoaka feo: Mitrona ny kisoa.
5Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to grunt like a pig. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7grogner comme un porc; rugir, ronfler. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Voambolana  12 Feo 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)14 mitronà
Fototeny  15trona
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manotry, 18 miranto, 19 mitrona, mitronà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03