|
|
|
|

Teny iditra1 mitroaka
Fototeny  2troaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandre maharary eo amin' ny takiba ka tsy avy miaina, voan' ny tevika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 maitroka, 9 miokatra, 10 mirotaka, 11 mitaroka, 12 mitoraka, 13 mitraoka, 14 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12