|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 troaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika. [1.1]
Voambolana  4 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)5 troaka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka. [1.1]

Fivaditsoratra  8 akotra, 9 atroka, 10 katrao, 11 katroa, 12 okatra, 13 rotaka, 14 takaro, 15 taroka, 16 toraka, 17 traoka, 18 troaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19