|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitrerona
Fototeny  2trerona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to snarl. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6grogner, rugir; gronder. [1.8]
Ohatra  7 hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [2.472]
8 hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [2.471]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 mitreròna
Fototeny  14trerona
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrerona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mitrerona, mitreròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01