|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitrandraka |
| Fototeny | 2trandraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miasa tany amin' ny angady, mihady tany.
5Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1] 6mamongotra zavatra mba hahodina. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7exploiter.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 mandrakatry, 13 mitrandraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|