|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitonona |
| Fototeny | 2tonona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana.
5Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to speak up; to call oneself by name, to volunteer.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom.
[1.8] 8se prononcer, dire soi-même son propre nom. [1.5] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mitonòna |
| Fototeny | 14tonona |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitonona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 mitonòna, mitonona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|