|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitokiky |
| Fototeny | 2tokiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky teo an-tokotany izy nony lasa ny zanany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 mitokiky |
| Fototeny | 10tokiky |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Miferinaina foana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|