|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitodi-doha |
| Singan-teny | 2mitodika, 3loha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 raha tsy manome izy fa fatra-pampolapolaka antsika dia tsy mba manana antsika fa mitodi-doha hiverina any amin'ny anaran'ineny isika sy ny lambantsika [2.131] 6 Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|