|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitodika |
| Fototeny | 2todika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to turn to look; to turn around, to turn toward something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose.
[1.8] 7s'orienter vers, se diriger vers. [1.13] |
| Ohatra |
8 Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko.
[2.471]
9 tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|