|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miteronterona
Fototeny  2teronterona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny ambony lampihazo eny Rangahy, fa aoka ho an' ny olona manan-kaja ny eny. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 miteronteròna
Fototeny  10teronterona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteronterona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 miteronterona, miteronteròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05