|
|
|
|

Teny iditra1 mitendry ilo
Singan-teny  2mitendry, 3ilo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan' ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin' ny rantsantanana nisy menaka ny hatoka sy ny ila loba havia. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12