|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitenatena |
| Fototeny | 2tenatena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady isika na ambany noho ianao aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5tutoyer une femme ; une femme qui tutoie un homme, en prononçant le mot itena.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mitenatenà |
| Fototeny | 11tenatena |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitenatena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 mitenatenà, mitenatena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|